Risehon’ny Tononkiran’i Solomona

Ny drafitra dia mamaritra ireo mpandahateny manerana ny
tononkalo.

I. Lohateny 1:1

II. Famaritana momba ny fiarahana 1:2-3:5
A. Ny Solemita 1:2-4a
B. Ny zanakavavin’i Jerosalema 1:4b
D. Ny solemita 1:4c-7
D. Solomona 1:8-11
E. Ilay Solemita 1:12-14
F. Solomona 1:15
G. Ny Solemita 1:16
H. Solomona 1:17
I. Ny Solemita 2:1
J. Solomona 2:2
K. Ilay Solemita 2:3-13
L. Solomona 2:14-15
M. Ny Solemita 2:16-3:5

III. Filaharana ho amin’ny fanambadiana 3:6-11
A. Ny Solemita 3:6-11

IV. Fanatanterahana ny fanambadiana 4:1-5:1
A. Solomona 4:1-15
B. Ny Solemita 4:16
D. Solomona 5:1

V. Fifandirana ao amin’ny fanambadiana 5:2–6:13
A. Ny Solemita 5:2-8
B. Ny zanakavavin’i Jerosalema 5:9
D. Ny Solemita 5:10-16
D. Ny zanakavavin’i Jerosalema 6:1
E. Ny Solemita 6:2-3
F. Solomona 6:4-12
G. Ny zanakavavin’i Jerosalema 6:13a
H. Solomona 6:13b

VI. Fahamatorana ao amin’ny fanambadiana 7:1–8:4
A. Solomona 7:1–7:9a
B. Ny Solemita 7:9b-8:4

VII. Ny hamafin'ny fanambadiana 8:5-14
A. Ny zanakavavin’i Jerosalema 8:5a
B. Ny Solemita 8:5b-7
D. Ireo rahalahin’ny Solemita 8:8-9
D. Ny Solemita 8:10-12
E. Solomona 8:13
F. Ny Shulatmita 8:14