Ny drafitry ny I Timoty
I. Prologue 1:1-2
II. Ny fiangonan’Andriamanitra 1:3–3:16
A. Ny fotopampianarany 1:3-20
B. Ny fanompoam-pivavahana aminy 2:1-15
D. Ny fitarihany 3:1-16
III. Ny fanompoan’ny mpitandrina 4:1–6:19
A. Ny diany 4:1-16
B. Ny asany 5:1–6:19
IV. Teny farany 6:20-21